Reny
- Ny Reny dia ilay vehivavy niteraka ny zaza anankiray, ny lehilahy niarahany nahafahany niteraka no antsoina hoe ray.
Renirano
- Ny renirano dia lakandrano natoraly nohadian'ny ranomamy. Ny toerana ipoiran'ny renirano dia atao hoe loharano ary ny toerana anariany ny ranony dia atao hoe vavarano.
Renivohitra
- Toerana na Tanàna (vohitra) misy ny fiasan'ny manampahefana rehetra toy ny governemanta, antenimierampirenena, foloalin-dahy, mpitondra ny firenena iray.
Renivintana
- Ny renivintana na renim-bintana dia ireo vintana amin'ny fanandroana malagasy izay mifanandrify amin'ny zoro efatra amin'ny trano, ka ireto avy izy ireo: ny Alahamady, ny Asorotany, ny Adimiz
René Descartes
- René Descartes dia filôzôfy, mpanao matematika, mpahay mozika, mpahay fizika, mpahaikintana, mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i Frantsa teraka ny 31 Martsa 1596 tao Descartes ary maty ny 11 F
Reny w madagaskaru wymowie ze znaczeniami, synonimami, antonimami, tłumaczeniami, zdaniami i nie tylko.